30 Hopotehiko ny toerana avo masina eo aminareo,+ horavako ny fandoroana emboka manitra, ary hataoko mivangongo eo ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko* ny fatinareo.+ Ary ho tofoka aminareo aho ka hiala aminareo.+
5 “Fa izao kosa no hataonareo amin’ireny: Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ kapao ny tsato-kazony masina,*+ ary dory ny sary sokitra ivavahany.+