-
Josoa 3:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 ary nomen’izy ireo baiko ny vahoaka hoe: “Raha vao hitanareo lanjain’ny Levita mpisorona ilay Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, dia mialà eo amin’izay misy anareo ka araho ilay izy.
-
-
1 Tantara 15:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hoy i Davida tamin’izay: “Tsy misy mahazo milanja an’ilay Vata masin’Andriamanitra afa-tsy ny Levita ihany. Ry zareo mantsy no nofidin’i Jehovah hilanja ny Vata masin’i Jehovah sy hanompo Azy foana.”+
-
-
1 Tantara 15:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Avy eo dia nentin’ny Levita tamin’ny bao filanjana ilay Vata masin’ilay tena Andriamanitra, ka nataony teo an-tsorony.+ Izany mantsy no baikon’i Mosesy, araka ny tenin’i Jehovah.
-