1 Samoela 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nahomby* foana+ izy tamin’izay rehetra nataony, ary nanampy azy i Jehovah.+ 2 Samoela 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia vao mainka nihanahery i Davida,+ sady nampian’i Jehovah Andriamanitry ny tafika.+