2 Samoela 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hitondra ny Israely vahoakako. Ary hovonjeko amin’ny fahavalonao rehetra ianao ka hataoko milamin-tsaina.+ “‘“Nilaza taminao koa i Jehovah hoe hanao trano* ho anao+ i Jehovah.
11 tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hitondra ny Israely vahoakako. Ary hovonjeko amin’ny fahavalonao rehetra ianao ka hataoko milamin-tsaina.+ “‘“Nilaza taminao koa i Jehovah hoe hanao trano* ho anao+ i Jehovah.