1 Mpanjaka 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Raha mbola velona koa i Jehovah, izay nametraka ahy eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida raiko sady nanamafy orina ny fanjakako+ ary nanao trano* ho ahy+ araka ny nampanantenainy, dia hovonoina ho faty androany ihany i Adonia.”+ Salamo 89:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Hataoko maharitra mandrakizay ny taranakao,+Ary hataoko mafy orina hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny seza fiandriananao.’”+ (Sela)
24 Raha mbola velona koa i Jehovah, izay nametraka ahy eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida raiko sady nanamafy orina ny fanjakako+ ary nanao trano* ho ahy+ araka ny nampanantenainy, dia hovonoina ho faty androany ihany i Adonia.”+
4 ‘Hataoko maharitra mandrakizay ny taranakao,+Ary hataoko mafy orina hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny seza fiandriananao.’”+ (Sela)