2 Samoela 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hitondra ny Israely vahoakako. Ary hovonjeko amin’ny fahavalonao rehetra ianao ka hataoko milamin-tsaina.+ “‘“Nilaza taminao koa i Jehovah hoe hanao trano* ho anao+ i Jehovah. 1 Tantara 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara hitondra ny Israely vahoakako.+ Ary hataoko eo ambany fahefanao ny fahavalonao rehetra.+ Izao koa no lazaiko aminao: ‘Hanao trano* ho anao i Jehovah.’
11 tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hitondra ny Israely vahoakako. Ary hovonjeko amin’ny fahavalonao rehetra ianao ka hataoko milamin-tsaina.+ “‘“Nilaza taminao koa i Jehovah hoe hanao trano* ho anao+ i Jehovah.
10 tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara hitondra ny Israely vahoakako.+ Ary hataoko eo ambany fahefanao ny fahavalonao rehetra.+ Izao koa no lazaiko aminao: ‘Hanao trano* ho anao i Jehovah.’