-
Salamo 89:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Masina aho, ka efa nianiana indray mandeha tsy miverina;
Tsy handainga amin’i Davida aho.+
-
-
Salamo 132:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Efa nianiana tamin’i Davida i Jehovah;
Tsy hivadika amin’izao teniny izao mihitsy izy:
“Ny iray amin’ny taranakao
No hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.+
-