2 Samoela 22:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Manao asa famonjena lehibe* ho an’ny mpanjaka voatendriny izy;+Tiany ny voahosotra notendreny sady tsy mivadika aminy izy,Dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.”+ Salamo 72:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Haharitra mandrakizay anie ny anarany,+Ary hihamalaza anie izany raha mbola misy koa ny masoandro! Enga anie ny olona hahazo fitahiana amin’ny alalany,+Ary ny firenena rehetra hilaza hoe: “Sambatra izy!”
51 Manao asa famonjena lehibe* ho an’ny mpanjaka voatendriny izy;+Tiany ny voahosotra notendreny sady tsy mivadika aminy izy,Dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.”+
17 Haharitra mandrakizay anie ny anarany,+Ary hihamalaza anie izany raha mbola misy koa ny masoandro! Enga anie ny olona hahazo fitahiana amin’ny alalany,+Ary ny firenena rehetra hilaza hoe: “Sambatra izy!”