-
Salamo 45:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hampahafantatra ny anaranao amin’ny taranaka fara aman-dimby aho,+
Ka hidera anao mandrakizay mandrakizay ireo firenena.
-
-
Salamo 89:35, 36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Masina aho, ka efa nianiana indray mandeha tsy miverina;
Tsy handainga amin’i Davida aho.+
-