Salamo 72:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Haharitra mandrakizay anie ny anarany,+Ary hihamalaza anie izany raha mbola misy koa ny masoandro! Enga anie ny olona hahazo fitahiana amin’ny alalany,+Ary ny firenena rehetra hilaza hoe: “Sambatra izy!”
17 Haharitra mandrakizay anie ny anarany,+Ary hihamalaza anie izany raha mbola misy koa ny masoandro! Enga anie ny olona hahazo fitahiana amin’ny alalany,+Ary ny firenena rehetra hilaza hoe: “Sambatra izy!”