FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 18:9-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Vao henon’i Toy mpanjakan’i Hamata fa resin’i Davida ny tafik’i Hadadezera+ mpanjakan’i Zoba manontolo,+ 10 dia nirahiny ho any amin’i Davida Mpanjaka i Hadorama zanany lahy, mba hanontany ny fahasalamany sy hiarahaba azy noho izy niady tamin’i Hadadezera dia nandresy azy. Niady matetika tamin’i Toy mantsy i Hadadezera. Ary nitondra zavatra isan-karazany vita tamin’ny volamena sy volafotsy ary varahina i Hadorama. 11 Dia nohamasinin’i Davida Mpanjaka ho an’i Jehovah ireny,+ hoatran’ny efa nataony tamin’ny volafotsy sy ny volamena nentiny avy tany amin’ny firenena rehetra, dia i Edoma sy Moaba, ny Amonita,+ ny Filistinina,+ ary ny Amalekita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara