FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 27:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary niakatra i Davida sy ny olony mba hanafika ny Gesorita+ sy ny Girzita ary ny Amalekita.+ Nanomboka teo Telama ka hatrany Sora+ mantsy ny tany nisy azy ireo, ary tonga hatrany Ejipta. 9 Rehefa nanafika an’ilay tany i Davida, dia tsy nasiany niangana na lehilahy na vehivavy.+ Nalainy ny ondry, ny omby, ny ampondra, ny rameva, ary ny akanjo, dia niverina tany amin’i Akisy izy.

  • 1 Samoela 30:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia azon’i Davida daholo izay nalain’ny Amalekita,+ ary navotany koa ny vadiny anankiroa.

  • 1 Samoela 30:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa nalain’i Davida daholo ny ondry sy ny omby, ka noroahin’ny olony teo alohan’ny biby fiompiny. Ary hoy izy ireo: “Itony ny zavatra nobaboin’i Davida.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara