-
Genesisy 36:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary lasa vadikelin’i Elifaza zanakalahin’i Esao i Timna. Dia niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy.+ Ireo no taranak’i Ada vadin’i Esao.
-
-
1 Samoela 15:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hataoko ampamoaka ny Amalekita noho ny nataony, tamin’izy ireo nanohitra ny Israely teny an-dalana rehefa niakatra avy tany Ejipta ny Israely.+
-
-
2 Samoela 1:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
1 Taorian’ny nahafatesan’i Saoly, dia nankany Ziklaga+ i Davida ary nijanona roa andro tao. Avy nandresy an’ireo Amalekita izy tamin’izay.
-