FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tia be an’i Davida anefa i Jonatana+ zanak’i Saoly, ka hoy izy tamin’i Davida: “Mitady hamono anao i Saoly raiko. Mba mitandrema tsara re ianao rahampitso maraina e! Mandehana any amin’ny toerana tsy misy mahalala ary miafena any.

  • 1 Samoela 20:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nasain’i Jonatana nianiana indray i Davida noho ny fitiavany azy. Tiany toy ny tenany mihitsy mantsy izy.+

  • 1 Samoela 20:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Rehefa lasa ilay mpanompo dia nipoitra avy teo atsimo, tsy lavitra teo, i Davida. Ary nandohalika izy ka niankohoka tamin’ny tany intelo. Dia nifanoroka izy roa lahy ary samy nitomany, fa i Davida no tena nitomany be.

  • 1 Samoela 23:16-18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ohabolana 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ohabolana 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Misy mpinamana vonona hifamotika,+

      Fa misy kosa namana mifikitra noho ny rahalahy aza.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara