1 Samoela 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia lasa mpinamana be i Davida sy Jonatana.*+ Tia azy hoatran’ny tenany mihitsy i Jonatana.+ 1 Samoela 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nanao fifanekena i Jonatana sy Davida,+ satria tia azy hoatran’ny tenany mihitsy i Jonatana.+ 2 Samoela 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy mpinamana vonona hifamotika,+Fa misy kosa namana mifikitra noho ny rahalahy aza.+
18 Vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia lasa mpinamana be i Davida sy Jonatana.*+ Tia azy hoatran’ny tenany mihitsy i Jonatana.+