2 Samoela 20:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Adorama+ no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana; 1 Mpanjaka 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Elihorefa sy Ahia, izay samy zanak’i Sisa, no mpitan-tsoratra;+ Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;
24 Adorama+ no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;
3 Elihorefa sy Ahia, izay samy zanak’i Sisa, no mpitan-tsoratra;+ Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;