2 Samoela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika, ary i Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana. 2 Samoela 20:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Adorama+ no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;
16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika, ary i Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana.
24 Adorama+ no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;