FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nandalo teo anatrehan’ny mpanjaka ny mpanompony rehetra izay niara-nitsoaka* taminy, mba hahitany raha tao daholo izy ireo. Nanao hoatr’izany koa ny Keretita sy ny Peletita+ rehetra, ary ny Gatita+ 600 lahy izay efa nanaraka azy avy tany Gata.+

  • 2 Samoela 20:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nivoaka nanaraka azy ny olon’i Joaba+ sy ny Keretita sy ny Peletita+ ary ny lehilahy matanjaka rehetra. Niala tao Jerosalema izy ireo mba hanenjika an’i Sheba zanak’i Bikry.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara