7 Dia nivoaka nanaraka azy ny olon’i Joaba+ sy ny Keretita sy ny Peletita+ ary ny lehilahy matanjaka rehetra. Niala tao Jerosalema izy ireo mba hanenjika an’i Sheba zanak’i Bikry.
38 Dia nidina i Zadoka mpisorona, Natana mpaminany, Benaia+ zanak’i Joiada, ny Keretita, ary ny Peletita,+ ka nampitaingenin’izy ireo an’ilay ramolen’i Davida Mpanjaka i Solomona+ dia nentiny tany Gihona.+
17 I Benaia zanak’i Joiada no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita.+ Ary ny zanakalahin’i Davida no manam-pahefana ambony indrindra nanarakaraka ny mpanjaka.