FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy.

  • Genesisy 19:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Tera-dahy koa ilay zandriny, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Izy io no rain’ireo Amonita+ amin’izao andro izao ireo.

  • Mpitsara 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany hanjakazaka teo amin’ny Israely* ny Filistinina sy ny Amonita.+

  • Mpitsara 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa naniraka olona nankany amin’ny mpanjakan’ny Amonita+ i Jefta, mba hilaza hoe: “Fa naninona anao aho* no tafihinao ny taniko?”

  • Mpitsara 11:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary notafihin’i Jefta izy ireo ka be dia be no maty, hatrany Aroera ka hatrany Minita, izany hoe tanàna 20, ary hatrany Abela-keramima. Dia resin’ny Israelita ny Amonita.

  • 1 Samoela 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niakatra i Nahasy Amonita+ ka nitoby mba hiady amin’i Jabesy+ any Gileada. Dia hoy ny olona rehetra tao Jabesy tamin’i Nahasy: “Manaova fifanekena* aminay, dia hanompo anao izahay.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara