-
Deoteronomia 2:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Rehefa mandalo eny akaikin’ny Amonita ianao, dia aza mila vaniny na mila ady aminy. Fa tsy hisy homeko ho anao ny taniny, satria efa nomeko ho an’ny taranak’i Lota izany.+
-
-
Mpitsara 11:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Taoriana kelin’izay, dia niady tamin’ny Israely ny Amonita.+
-
-
Zefania 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Raha mbola velona koa àry aho”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely,
“Dia ho lasa hoatran’i Sodoma i Moaba,+
Ary hitovy amin’i Gomora ny taranak’i Amona,+
Ka ho lasa toerana feno tsilo sy lavaka fakana sira, ary ho ngazana mandrakizay.+
Horobain’ny sisa amin’ny vahoakako izy ireo,
Ary ho lasan’ny sisa amin’ny vahoakako ny fananany.
-