36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. 37 Tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba ny anarany.+ Izy io no rain’ireo Moabita amin’izao andro izao ireo.+ 38 Tera-dahy koa ilay zandriny, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Izy io no rain’ireo Amonita+ amin’izao andro izao ireo.