-
Genesisy 19:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy.
-
-
Genesisy 19:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Tera-dahy koa ilay zandriny, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Izy io no rain’ireo Amonita+ amin’izao andro izao ireo.
-
-
Deoteronomia 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy i Jehovah tamiko avy eo: ‘Aza mila vaniny na miady amin’ny Moabita, fa tsy hisy homeko ho anareo ny taniny. Efa nomeko ho an’ny taranak’i Lota+ mantsy i Ara.
-