FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 19:10-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hitan’i Joaba fa avy any aloha sy avy any aoriana ny fahavalo. Dia nifidy tamin’ireo miaramila voafantina teo amin’ny Israely izy, ka nasainy nilahatra hiady tamin’ny Syrianina izy ireo.+ 11 Ny sisa kosa nasainy notarihin’i* Abisay rahalahiny,+ mba hilahatra hiady amin’ny Amonita. 12 Dia hoy izy: “Raha matanjaka loatra ny Syrianina+ ka tsy resiko, dia tongava mamonjy ahy. Fa raha matanjaka loatra kosa ny Amonita ka tsy resinao, dia hovonjeko ianao. 13 Tsy maintsy matanjaka sy be herim-po+ isika, satria hiady ho an’ny vahoakantsika sy ho an’ny tanànan’ilay Andriamanitsika. I Jehovah koa tsy maintsy hanao ny anjarany.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara