FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 19:17-19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Raha vao henon’i Davida izany, dia nangoniny ny Israely rehetra. Dia niampita ny Reniranon’i Jordana izy ireo ka tonga tany amin’ny Syrianina, ary nilahatra hiady tamin’ireo. Dia nandeha niady tamin’ny Syrianina i Davida, ka nifanandrina taminy koa izy ireo.+ 18 Nandositra ny Israely anefa ny Syrianina. Ary mpitondra kalesy 7 000 sy miaramila 40 000 mpandeha an-tongotra no matin’i Davida. Novonoiny ho faty koa i Sofàka lehiben’ny tafika. 19 Rehefa hitan’ny mpanompon’i Hadadezera fa resin’ny Israely izy ireo,+ dia nihavana haingana tamin’i Davida ireo ka nanompo azy.+ Ary tsy te hanampy ny Amonita intsony i Syria.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara