2 Samoela 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nampionona an’i Batseba+ vadiny i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy i Batseba, ary natao hoe Solomona*+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah,+ 1 Mpanjaka 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nilaza tamin’i Batseba+ renin’i Solomona+ àry i Natana+ hoe: “Tsy henonao angaha fa efa lasa mpanjaka i Adonia+ zanak’i Hagita, nefa i Davida tompontsika tsy mahafantatra na inona na inona momba an’izany?
24 Dia nampionona an’i Batseba+ vadiny i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy i Batseba, ary natao hoe Solomona*+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah,+
11 Nilaza tamin’i Batseba+ renin’i Solomona+ àry i Natana+ hoe: “Tsy henonao angaha fa efa lasa mpanjaka i Adonia+ zanak’i Hagita, nefa i Davida tompontsika tsy mahafantatra na inona na inona momba an’izany?