3 Dia naniraka olona hanadihady momba an’ilay vehivavy i Davida, ka izao no nolazain’ilay olona: “Tsy i Batseba+ zanakavavin’i Eliama+ ve iny e? Ilay vadin’i Oria+ Hetita!”+
27 Vao tapitra ny fotoana fisaonana, dia nampanantsoin’i Davida ho any an-tranony i Batseba. Lasa vadiny+ izy, ary nitera-dahy taminy. Tena tsy nahafaly an’i* Jehovah+ mihitsy anefa ny zavatra nataon’i Davida.