Eksodosy 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Eksodosy 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aza mitsiriritra ny tranon’ny namanao. Aza mitsiriritra ny vadin’ny namanao,+ na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny ampondrany, na inona na inona fananany.”+
17 “Aza mitsiriritra ny tranon’ny namanao. Aza mitsiriritra ny vadin’ny namanao,+ na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny ampondrany, na inona na inona fananany.”+