2 Samoela 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Naka vadikely+ sy vady hafa tao Jerosalema i Davida rehefa tonga avy tany Hebrona, ka mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa.+ 2 Samoela 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Lasa àry ny mpanjaka, ary nanaraka azy ny ankohonany manontolo. Nisy vadikeliny folo+ anefa nasainy nijanona mba hikarakara ny trano.*
13 Naka vadikely+ sy vady hafa tao Jerosalema i Davida rehefa tonga avy tany Hebrona, ka mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa.+
16 Lasa àry ny mpanjaka, ary nanaraka azy ny ankohonany manontolo. Nisy vadikeliny folo+ anefa nasainy nijanona mba hikarakara ny trano.*