-
2 Samoela 20:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary tonga tao an-tranony*+ tany Jerosalema i Davida Mpanjaka. Dia nalainy ireo vadikeliny folo, izay najanony hikarakara ny trano,+ ka napetrany tao amin’ny trano iray nisy mpiambina. Nomeny sakafo izy ireo, saingy tsy nanao firaisana tamin’izy ireo intsony izy.+ Tsy nahazo nivoaka tao amin’ilay trano izy ireo mandra-pahafatiny, ka lasa toy ny mpitondratena na dia tsy maty vady aza.
-