2 Samoela 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa naniraka olona haka an’ilay vehivavy i Davida,+ ka tonga tao aminy izy. Dia nanao firaisana taminy i Davida.+ Mbola tao anatin’ny fotoana nidiovany tamin’ny fahalotoany*+ anefa ilay vehivavy tamin’izay. Lasa nody tany an-tranony izy avy eo.
4 Koa naniraka olona haka an’ilay vehivavy i Davida,+ ka tonga tao aminy izy. Dia nanao firaisana taminy i Davida.+ Mbola tao anatin’ny fotoana nidiovany tamin’ny fahalotoany*+ anefa ilay vehivavy tamin’izay. Lasa nody tany an-tranony izy avy eo.