-
Ohabolana 26:24-26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Mahay miresaka erỳ ny mpankahala ka mihatsaravelatsihy,
Nefa ny ao am-pony ao feno fitaka.
25 Aza matoky azy na dia manao teny malefaka aza izy,
Satria zavatra fito maharikoriko no ao am-pony.*
26 Na dia mamitaka aza izy ka afeniny ny fankahalany,
Dia hibaribary eo anivon’ny fiangonana ny toetra ratsiny.
-