Salamo 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza taritaritina miaraka amin’ny ratsy fanahy aho, miaraka amin’ireo zatra manao ratsy,+Dia ireo miresaka fihavanana amin’ny namany nefa ratsy ny ao am-pony.+ Salamo 62:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa mikaon-doha izy ireo mba hanonganana azy hiala amin’ny toerana ambony tanany;*Mahafinaritra azy ireo ny mandainga. Ny vavany mirary soa, nefa ny fony manozona.+ (Sela)
3 Aza taritaritina miaraka amin’ny ratsy fanahy aho, miaraka amin’ireo zatra manao ratsy,+Dia ireo miresaka fihavanana amin’ny namany nefa ratsy ny ao am-pony.+
4 Fa mikaon-doha izy ireo mba hanonganana azy hiala amin’ny toerana ambony tanany;*Mahafinaritra azy ireo ny mandainga. Ny vavany mirary soa, nefa ny fony manozona.+ (Sela)