FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia nankeny amin’i Datana sy Abirama i Mosesy, ary niaraka taminy ny anti-panahin’ny+ Israely. 26 Ary hoy izy tamin’ny vahoaka: “Miangavy anareo aho mba hiala eny akaikin’ny tranolain’ireo olona ratsy fanahy ireo. Aza mikasika an’izay ananany rehetra, sao ianareo ho ringana noho ny fahotany.”

  • Salamo 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Aza aringana miaraka amin’ny mpanota aho,+

      Ary aza aripaka miaraka amin’ny olona mahery setra,*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara