FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 16:5-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary izao ny sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy: Ny sisin-taniny atsinanana dia i Atarota-adara+ hatrany Beti-horona Ambony,+ 6 ary tonga hatrany amin’ny ranomasina. I Mikmeta+ kosa no tany amin’ny sisiny avaratra. Ary nivily niantsinanana nankany Tanata-silo ilay sisin-tany, ka niantsinanana nankany Janoha, 7 dia nidina avy teo Janoha ka nankany Atarota sy Nara, ary nitohy tany Jeriko+ ka tonga hatrany amin’i Jordana. 8 Avy teo Tapoa+ kosa ilay sisin-tany no niankandrefana nankany amin’ny Lohasahan’i* Kana, ka nifarana tany amin’ny ranomasina.+ Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Efraima, araka ny fianakaviany avy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara