2 Samoela 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nijanona teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy nankao an-tanàna sao dia misy mahita. Nisy mpanompovavy àry nandeha niresaka tamin’izy roa lahy. Izy roa lahy indray avy eo no lasa nampandre an’i Davida Mpanjaka.
17 Nijanona teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy nankao an-tanàna sao dia misy mahita. Nisy mpanompovavy àry nandeha niresaka tamin’izy roa lahy. Izy roa lahy indray avy eo no lasa nampandre an’i Davida Mpanjaka.