FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia niakatra nankany Debira izay eo amin’ny Lohasahan’i* Akora,+ ka nivily nianavaratra nankany Gilgala+ tandrifin’ny fiakarana Adomima izay eo atsimon’ilay lohasaha,* ary nitohy tany amin’ny ranon’i En-semesy,+ dia tonga hatrany En-rogela.+

  • Josoa 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ny sisin-tany andrefana dia ny Ranomasina Lehibe*+ sy ny morontsirany. Izany no sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy.

  • Josoa 18:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nidina nankany amin’ny sisin’ilay tendrombohitra tandrifin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma+ izany. Eo amin’ny ilany avaratra amin’ny Lohasahan’ny* Refaima+ io tendrombohitra io. Nidina nankany amin’ny Lohasahan’i Hinoma ilay sisin-tany, dia nankeo amin’ny ilany atsimo amin’ny tehezan-kavoanan’ny Jebosita,+ ary nidina nankany En-rogela.+

  • Josoa 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary i Jordana no sisin-tany amin’ny ilany atsinanana. Izany no sisin-tanin’ny lovan’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.

  • 1 Mpanjaka 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nanao sorona+ ondry sy omby ary biby nohatavezina i Adonia, teo akaikin’ny vaton’i Zoheleta, tsy lavitra an’i En-rogela. Dia nasainy ny rahalahiny rehetra zanaky ny mpanjaka, sy ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda sady mpanompon’ny mpanjaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara