-
2 Samoela 9:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary nanana mpanompo atao hoe Ziba+ ny fianakavian’i Saoly. Dia nantsoina ho any amin’i Davida izy. Ary nanontany azy ny mpanjaka hoe: “Ianao ve no Ziba?” Dia hoy izy: “Izaho mpanomponao no izy.”
-
-
2 Samoela 9:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary nasain’ny mpanjaka nantsoina i Ziba mpanompon’i Saoly, ka nilazany hoe: “Omeko ho an’ilay zafikelin’ny tomponao izay rehetra an’i Saoly sy an’ny ankohonany manontolo.+
-