Genesisy 29:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Bevohoka àry i Lea ka tera-dahy. Dia nataony hoe Robena*+ ny anarany, satria hoy izy: “Efa nijery ny fahoriako mantsy i Jehovah,+ ka ho tia ahy amin’izay izao ny vadiko.” Eksodosy 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Jereo ny fahoriako sy ny olana mahazo ahy,+Ary mamelà ny fahotako rehetra.+
32 Bevohoka àry i Lea ka tera-dahy. Dia nataony hoe Robena*+ ny anarany, satria hoy izy: “Efa nijery ny fahoriako mantsy i Jehovah,+ ka ho tia ahy amin’izay izao ny vadiko.”