2 Samoela 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tonga tao Bahorima i Davida Mpanjaka, dia nisy lehilahy atao hoe Simey+ nivoaka avy tao. Havan’i Saoly izy io, ary zanak’i Gera. Sady nanatona an’i Davida izy no nivazavaza nanozona azy.+
5 Rehefa tonga tao Bahorima i Davida Mpanjaka, dia nisy lehilahy atao hoe Simey+ nivoaka avy tao. Havan’i Saoly izy io, ary zanak’i Gera. Sady nanatona an’i Davida izy no nivazavaza nanozona azy.+