FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tafatsoaka anefa i Abiatara,+ iray tamin’ny zanakalahin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba. Nandositra izy ka nanaraka an’i Davida.

  • 1 Samoela 30:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy i Davida tamin’i Abiatara+ mpisorona, zanak’i Ahimeleka: “Mba ento etỳ, azafady, ilay efoda!”+ Koa nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ilay efoda.

  • 2 Samoela 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Teo koa i Zadoka,+ ary niaraka taminy ny Levita+ rehetra nilanja ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’ilay tena Andriamanitra.+ Dia napetrak’izy ireo ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra. Ary tonga teo koa i Abiatara,+ raha mbola niampita ny olona rehetra avy ao an-tanàna.

  • 1 Tantara 15:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nantsoin’i Davida koa i Zadoka+ sy Abiatara+ mpisorona, Oriela, Asaia, Joela, Semaia, Eliela, ary Aminadaba, izay samy Levita. 12 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ianareo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita. Hamasino ny tenanareo sy ny rahalahinareo, dia ampiakaro any amin’ilay toerana efa nomaniko ho azy ny Vata masin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara