FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 31:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Ary nifoha maraina i Labana ka nanoroka an’ireo zafikeliny*+ sy zanany vavy, dia nitso-drano azy.+ Dia lasa nody i Labana+ avy eo.

  • 1 Samoela 20:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Rehefa lasa ilay mpanompo dia nipoitra avy teo atsimo, tsy lavitra teo, i Davida. Ary nandohalika izy ka niankohoka tamin’ny tany intelo. Dia nifanoroka izy roa lahy ary samy nitomany, fa i Davida no tena nitomany be.

  • Asan’ny Apostoly 20:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Nitomany be izy rehetra, ary namihina an’i Paoly,* ka nanoroka azy tamim-pitiavana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara