FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hoy ny lehilahy efraimita tamin’i Gideona: “Fa ahoana koa izao nataonao taminay izao? Maninona izahay no tsy nantsoinao rehefa nandeha niady tamin’ny Midianina ianao?”+ Dia nila ady taminy izy ireo.+

  • Mpitsara 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary novorina ny lehilahy efraimita ka niampita nankany Zafona.* Dia niteny tamin’i Jefta izy ireo hoe: “Fa maninona izahay no tsy mba nantsoinao hiaraka taminao, tamin’ianao niampita hiady tamin’ny Amonita?+ Hodoranay miaraka amin’ny tranonao ianao.”

  • 2 Samoela 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nandeha nody ny mpanjaka, ka tonga teo amin’ny Reniranon’i Jordana. Ary nankany Gilgala+ ny vahoakan’i Joda mba hitsena ny mpanjaka sy hiaraka aminy hiampita an’i Jordana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara