FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 9:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nisy tanàna kely iray nisy lehilahy vitsivitsy. Dia nisy mpanjaka mahery tonga nanafika an’ilay tanàna, ka nanodidina azy ary nanorina manda hanaovana fahirano azy. 15 Nisy lehilahy mahantra nefa hendry koa tao, ary ny fahendreny no nahavoavonjy an’ilay tanàna. Tsy mba nisy nahatsiaro an’ilay lehilahy mahantra anefa.+

  • Mpitoriteny 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aleo fahendrena toy izay fitaovam-piadiana. Mpanota iray fotsiny anefa dia mahavita manimba zavatra tsara be dia be.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara