Josoa 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy ny vahoakan’Israely manontolo ve no niharan’ny fahatezeran’Andriamanitra, nefa i Akana+ zanak’i Zera no nivadika taminy ka tsy nankatò ny didy momba ny zavatra voatokana haringana?+ Ary tsy izy irery no maty noho ny fahadisoany.’”+ 1 Korintianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mitandrema tsara ianareo rehetra, sao dia tsy hanehoan’Andriamanitra ny hatsaram-panahiny miavaka. Amin’izay koa tsy hisy faka feno poizina hipoitra eo aminareo ka hampisy olana sady hanapoizina* olona be dia be.+
20 Tsy ny vahoakan’Israely manontolo ve no niharan’ny fahatezeran’Andriamanitra, nefa i Akana+ zanak’i Zera no nivadika taminy ka tsy nankatò ny didy momba ny zavatra voatokana haringana?+ Ary tsy izy irery no maty noho ny fahadisoany.’”+
15 Mitandrema tsara ianareo rehetra, sao dia tsy hanehoan’Andriamanitra ny hatsaram-panahiny miavaka. Amin’izay koa tsy hisy faka feno poizina hipoitra eo aminareo ka hampisy olana sady hanapoizina* olona be dia be.+