2 Samoela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika, ary i Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana. 2 Samoela 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Teneno koa i Amasa+ hoe: ‘Tsy iray ra amiko moa ianao? Hofaizin’Andriamanitra anie aho,* raha tsy ianao no hataoko lehiben’ny tafiko manomboka izao, ho solon’i Joaba!’”+
16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika, ary i Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana.
13 Teneno koa i Amasa+ hoe: ‘Tsy iray ra amiko moa ianao? Hofaizin’Andriamanitra anie aho,* raha tsy ianao no hataoko lehiben’ny tafiko manomboka izao, ho solon’i Joaba!’”+