Nomery 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Sambory ny mpitarika* rehetra eo amin’ny vahoaka, dia ahantòny eo anatrehan’i Jehovah ny fatiny, ho hitan’ny olona rehetra.* Amin’izay tsy ho tezitra be amin’ny Israely intsony i Jehovah.” Deoteronomia 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Raha misy olona manao fahotana azo anamelohana azy ho faty, ka novonoina+ izy ary nahantona teo amin’ny tsato-kazo,+
4 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Sambory ny mpitarika* rehetra eo amin’ny vahoaka, dia ahantòny eo anatrehan’i Jehovah ny fatiny, ho hitan’ny olona rehetra.* Amin’izay tsy ho tezitra be amin’ny Israely intsony i Jehovah.”
22 “Raha misy olona manao fahotana azo anamelohana azy ho faty, ka novonoina+ izy ary nahantona teo amin’ny tsato-kazo,+