-
1 Samoela 18:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary raiki-pitia tamin’i Davida i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Nisy nitatitra tany amin’i Saoly izany, ka faly izy.
-
-
2 Samoela 6:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tsy nanan-janaka mandra-pahafatiny àry i Mikala+ zanakavavin’i Saoly.
-