FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Ireto avy ny zanakalahin’i Saoly: I Jonatana sy Jisvy ary Malkisoa.+ Ary nanan-janaka roa vavy izy. Meraba+ no anaran’ny vavimatoa, ary Mikala+ no anaran’ny zandriny.

  • 1 Samoela 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nisy olona nirahin’i Saoly taorian’izay mba hanao andry maso ny tranon’i Davida, sy hamono azy ho faty ny ampitso maraina.+ Nilaza tamin’i Davida anefa i Mikala vadiny hoe : “Raha tsy mandositra izao alina izao ianao, dia ho faty rahampitso.”

  • 1 Samoela 25:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Nomen’i Saoly ho vadin’i Palty,+ zanak’i Laisy avy any Galima, kosa i Mikala+ zanany vavy, izay vadin’i Davida.

  • 2 Samoela 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy i Davida: “Mety izany! Hanao fifanekena aminao aho. Fa zavatra iray monja no angatahiko aminao: Aza manantena ny hahita ahy raha tsy entinao miaraka aminao i Mikala+ zanakavavin’i Saoly, rehefa mankatỳ amiko ianao.”

  • 2 Samoela 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Rehefa tonga tao amin’ny Tanànan’i Davida anefa ilay Vata masin’i Jehovah, dia nitazana avy teo am-baravarankely i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Dia nahita an’i Davida Mpanjaka nitsinjaka sy nandihy nihodinkodina teo anatrehan’i Jehovah izy, ka nanambany azy tao am-pony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara