FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Ireto avy ny zanakalahin’i Saoly: I Jonatana sy Jisvy ary Malkisoa.+ Ary nanan-janaka roa vavy izy. Meraba+ no anaran’ny vavimatoa, ary Mikala+ no anaran’ny zandriny.

  • 1 Samoela 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary raiki-pitia tamin’i Davida i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Nisy nitatitra tany amin’i Saoly izany, ka faly izy.

  • 1 Samoela 18:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 dia niainga i Davida sy ny olony ka lasa namono Filistinina 200 lahy. Dia nentin’i Davida tany amin’ny mpanjaka ny tsitsy nesorina tamin’ireo Filistinina ireo, mba hahatonga azy ho vinantolahin’ny mpanjaka. Nomen’i Saoly ho vadin’i Davida àry i Mikala+ zanany vavy.

  • 2 Samoela 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia naniraka olona nankany amin’i Isboseta+ zanak’i Saoly i Davida, mba hiteny hoe: “Omeo ahy i Mikala vadiko. Efa lasa fofombadiko mantsy izy tamin’izaho nanome tsitsy* nesorina tamin’ny lehilahy filistinina 100.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara